|
|
|
|

Teny iditra1  nify vao mamaky tany
Singan-teny  2 nify, 3 vao, 4 mamaky, 5 tany
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 enti-milaza ny nifin' ny zaza vao miseho ka mampivonto ny akanjo-nify. [1.1]
Voambolana  8  Haiaina 9  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12